Isaia 39:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 ‘Hoentina koa ny sasany amin’ny zanakao lahy izay haterakao,+ ka ho lasa tandapa+ any an-dapan’ny mpanjakan’i Babylona.’”+
7 ‘Hoentina koa ny sasany amin’ny zanakao lahy izay haterakao,+ ka ho lasa tandapa+ any an-dapan’ny mpanjakan’i Babylona.’”+