30 Dia nandefasany taratasy nirakitra resaka momba ny fiadanana sy ny fahamarinana+ ny Jiosy rehetra tany amin’ny faritany+ fito amby roapolo amby zato, tao amin’ny fanjakan’i Ahasoerosy.+
3 nanao hoe: “Mitalaho aminao aho, Jehovah ô! Mba tsarovy+ re ny nandehanako+ teo anatrehanao tamim-pahitsiana*+ sy tamin’ny foko manontolo,+ ary ny nanaovako izay tsara teo imasonao e!” Dia nitomany be izy.+