FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Tantara 17:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 Ary hifidy toerana ho an’ny Israely oloko aho ka hampitoetra* azy.+ Dia honina eo amin’izay misy azy izy, ka tsy ho voahelingelina intsony. Ary ny zanaky ny tsy fahamarinana+ tsy hanasatra azy toy ny tamin’ny voalohany intsony,+

  • 2 Tantara 33:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Ary ny tongotry ny Israely dia tsy avelako intsony hiala eo amin’ny tany nomeko+ ny razany,+ raha tandreman’izy ireo tsara izay rehetra nandidiako+ azy tamin’ny alalan’i Mosesy,+ dia ny lalàna+ rehetra sy ny fitsipika+ ary ny didim-pitsarana.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara