12 Ary nomen’ny mpanjaka sy Joiada an’ireo mpanao ny asa+ fanompoana tao an-tranon’i Jehovah ny vola.+ Koa ireo no nanakarama ny mpipai-bato+ sy ny mpanao asa tanana+ mba hanavao ny tranon’i Jehovah,+ ary koa ny mpanao asa vy sy varahina mba hanamboatra ny simba tamin’ny tranon’i Jehovah.+
11 Dia nomena ny mpanao asa tanana sy ny mpanao trano+ ilay vola, mba hividianana vato voapaika+ sy hazo latsim-baravarana, ary hazo lehibe hanorenana ireo trano navelan’ny mpanjakan’ny+ Joda ho rava.