FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 16:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Dia nafindrany nankeo avaratry ny alitarany ilay alitara varahina+ teo anatrehan’i Jehovah, izay teo anoloan’ilay trano, izany hoe teo anelanelan’ny alitarany sy ny tranon’i Jehovah.+

  • 2 Tantara 28:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Nangonin’i Ahaza koa ny fitaovana+ tao an-tranon’Andriamanitra+ ka nopotipotehiny, ary nohidiany ny varavaran’ny+ tranon’i Jehovah. Dia nasiany alitara isaky ny zoron-dalana tao Jerosalema.+

  • 2 Tantara 33:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Nanorina alitara+ tao an-tranon’i Jehovah koa izy, nefa efa nilaza momba io trano io i Jehovah hoe: “Ho ao Jerosalema mandritra ny fotoana tsy voafetra ny anarako.”+

  • 2 Tantara 33:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Ary ilay sary sokitra nataony,+ dia napetrany tao an-tranon’Andriamanitra,+ nefa efa nilaza toy izao momba io trano io Andriamanitra, tamin’i Davida sy Solomona zanany: “Ato amin’ity trano ity sy eto Jerosalema, izay nofidiko+ teo amin’ny foko rehetran’ny Israely, no hametrahako ny anarako+ mandritra ny fotoana tsy voafetra.+

  • 2 Tantara 33:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 Ary nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah izy,+ toy ny nataon’i Manase rainy.+ Dia nanao sorona+ ho an’ny sary sokitra+ rehetra nataon’i Manase+ rainy izy, sady nanompo an’ireny.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara