FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Tantara 29:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Fa ny raintsika efa nivadika+ tamin’Andriamanitsika, sady nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah Andriamanitsika,+ ka nahafoy azy+ sy nihodina tsy hijery ny tranolain’i Jehovah+ intsony ary nanome lamosina azy.

  • Salamo 106:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  6 Efa nanota tahaka ny razanay izahay,+

      Nanao zavatra tsy nety izahay, ary nanao ratsy.+

  • Jeremia 16:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Ary ianareo koa vao mainka manao ratsy mihoatra noho ny razanareo,+ ary samy mandeha araka ny ditran’ny+ fo ratsinareo ianareo ka tsy mankatò ahy.+

  • Daniela 9:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 “Anay ny henatra, Jehovah ô, anay sy ny mpanjakanay sy ny andriananay ary ny razanay, satria efa nanota taminao izahay.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara