FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 4:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Avy hatrany, dia hoy i Elisa tamin’i Gehazy:+ “Misikìna,*+ ka raiso ny tehiko,+ ary mandehana. Raha mifanena amin’olona ianao, dia aza miarahaba azy.+ Ary raha misy miarahaba anao, dia aza mamaly. Ary apetraho eo amin’ny tarehin’ilay zazalahy ny tehiko.”+

  • 2 Mpanjaka 5:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Tamin’izay i Gehazy+ mpanompon’i Elisa lehilahin’Andriamanitra+ no niteny anakampo hoe: “Navelan’ny tompoko handeha fotsiny i Namàna+ Syrianina, ka tsy noraisiny izay zavatra nentiny. Raha mbola velona koa i Jehovah,+ dia hihazakazaka hanenjika azy aho ka haka zavatra avy aminy.”+

  • 2 Mpanjaka 5:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Koa hiraikitra aminao sy ny taranakao mandritra ny fotoana tsy voafetra ny habokan’i+ Namàna.”+ Ary niala teo anatrehany avy hatrany i Gehazy, ka indro izy fa boka ary lasa fotsy be.*+

  • 2 Mpanjaka 8:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Niresaka tamin’i Gehazy+ mpanompon’ilay lehilahin’Andriamanitra ny mpanjaka tamin’izay. Hoy izy: “Mba tantarao amiko hoe, azafady, ny zavatra lehibe rehetra nataon’i Elisa.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara