-
2 Mpanjaka 2:20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 Dia hoy i Elisa: “Akao vilia baolina kely vaovao aho, ary asio sira ao anatiny.” Dia nakan’izy ireo izy.
-
-
2 Mpanjaka 4:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Dia aoka hihidy ao an-trano ianao sy ny zanakao. Ary mandraraha menaka ao anatin’ireo siny rehetra ireo, ka atokàny izay feno.”
-