2 Mpanjaka 16:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Nanao hoatran’izay nataon’ireo mpanjakan’ny Israely kosa izy,+ ka nandoro* ny zanany tao anaty afo.+ Zava-maharikoriko+ fanaon’ireo firenena noroahin’i Jehovah noho ny amin’ny zanak’Israely, izany nataony izany.
3 Nanao hoatran’izay nataon’ireo mpanjakan’ny Israely kosa izy,+ ka nandoro* ny zanany tao anaty afo.+ Zava-maharikoriko+ fanaon’ireo firenena noroahin’i Jehovah noho ny amin’ny zanak’Israely, izany nataony izany.