1 Mpanjaka 12:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Koa naka hevitra+ ny mpanjaka, ka nanao zanak’omby volamena roa,+ ary niteny tamin’ny vahoaka hoe: “Mafy loatra aminareo ny miakatra any Jerosalema. Koa io ny Andriamanitrao+ izay nitondra anao niakatra avy tany Ejipta, ry Israely ô!”+ 1 Mpanjaka 16:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Ary nanao tsato-kazo masina+ koa izy. Koa nanao zavatra maro hampahatezitra+ an’i Jehovah Andriamanitry ny Israely i Ahaba, mihoatra noho ny mpanjaka rehetran’ny Israely izay talohany. 1 Mpanjaka 21:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Ary nanao zavatra tena nahatsiravina i Ahaba, tamin’izy nanaraka ny sampy maharikoriko,+ tsy nisy hafa tamin’ny nataon’ny Amorita, izay noroahin’i Jehovah tsy ho eo anatrehan’ny zanak’Israely.’”+ 2 Mpanjaka 8:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Nanao hoatran’izay nataon’ireo mpanjakan’ny Israely izy,+ dia tahaka ny nataon’ny ankohonan’i Ahaba,+ satria ny zanakavavin’i Ahaba no vadiny.+ Nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah foana izy. 2 Tantara 28:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Nanao hoatran’izay nataon’ireo mpanjakan’ny Israely kosa izy,+ ka nanao sarivongan’ireo Bala+ tamin’ny metaly.+
28 Koa naka hevitra+ ny mpanjaka, ka nanao zanak’omby volamena roa,+ ary niteny tamin’ny vahoaka hoe: “Mafy loatra aminareo ny miakatra any Jerosalema. Koa io ny Andriamanitrao+ izay nitondra anao niakatra avy tany Ejipta, ry Israely ô!”+
33 Ary nanao tsato-kazo masina+ koa izy. Koa nanao zavatra maro hampahatezitra+ an’i Jehovah Andriamanitry ny Israely i Ahaba, mihoatra noho ny mpanjaka rehetran’ny Israely izay talohany.
26 Ary nanao zavatra tena nahatsiravina i Ahaba, tamin’izy nanaraka ny sampy maharikoriko,+ tsy nisy hafa tamin’ny nataon’ny Amorita, izay noroahin’i Jehovah tsy ho eo anatrehan’ny zanak’Israely.’”+
18 Nanao hoatran’izay nataon’ireo mpanjakan’ny Israely izy,+ dia tahaka ny nataon’ny ankohonan’i Ahaba,+ satria ny zanakavavin’i Ahaba no vadiny.+ Nanao izay ratsy teo imason’i Jehovah foana izy.
2 Nanao hoatran’izay nataon’ireo mpanjakan’ny Israely kosa izy,+ ka nanao sarivongan’ireo Bala+ tamin’ny metaly.+