1 Samoela 1:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ary nitsangana i Hana rehefa avy nihinana sy nisotro tao Silo izy ireo. Tamin’izay i Ely mpisorona dia nipetraka teo amin’ilay seza teo akaikin’ny tolàm-baravaran’ny tempolin’i+ Jehovah. Nehemia 10:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 38 Tokony hisy mpisorona taranak’i Arona hiaraka amin’ny Levita rehefa mandray ny ampahafolony izy. Ary ny ampahafolon’izany kosa dia tokony haterin’ny Levita ao an-tranon’Andriamanitray,+ ao amin’ny efitra fisakafoana+ any amin’ny trano fitehirizana an’ireny. Jeremia 35:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Mankanesa any amin’ny taranak’i Rekaba,+ ka iresaho izy ireo ary ento ao an-tranon’i Jehovah, ao amin’ny iray amin’ireo efitra fisakafoana. Dia omeo divay izy ireo hosotroiny.”
9 Ary nitsangana i Hana rehefa avy nihinana sy nisotro tao Silo izy ireo. Tamin’izay i Ely mpisorona dia nipetraka teo amin’ilay seza teo akaikin’ny tolàm-baravaran’ny tempolin’i+ Jehovah.
38 Tokony hisy mpisorona taranak’i Arona hiaraka amin’ny Levita rehefa mandray ny ampahafolony izy. Ary ny ampahafolon’izany kosa dia tokony haterin’ny Levita ao an-tranon’Andriamanitray,+ ao amin’ny efitra fisakafoana+ any amin’ny trano fitehirizana an’ireny.
2 “Mankanesa any amin’ny taranak’i Rekaba,+ ka iresaho izy ireo ary ento ao an-tranon’i Jehovah, ao amin’ny iray amin’ireo efitra fisakafoana. Dia omeo divay izy ireo hosotroiny.”