FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Mpanjaka 13:33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 Mbola tsy niala tamin’ny lalan-dratsiny i Jeroboama taorian’izany, fa mbola nanendry olona avy tamin’ny sarambabem-bahoaka mba ho mpisoron’ny toerana avo.+ Koa izay tia an’izany, dia nomeny fahefana,+ ka hoy izy: “Aoka izy ho anisan’ireo mpisoron’ny toerana avo.”

  • 1 Mpanjaka 16:33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 Ary nanao tsato-kazo masina+ koa izy. Koa nanao zavatra maro hampahatezitra+ an’i Jehovah Andriamanitry ny Israely i Ahaba, mihoatra noho ny mpanjaka rehetran’ny Israely izay talohany.

  • Mika 6:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Mitandrina ny lalàn’i Omry+ sy izay rehetra nataon’ny taranak’i Ahaba+ ianareo, sady manaraka ny toroheviny.+ Koa hataoko higagan’ny olona ianareo. Ary hataoko izay hahatonga ny olona hisioka haneso ny mponina ao.+ Ary hozakainareo ny latsa ataon’ny olona.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara