2 Mpanjaka 17:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Koa tezitra mafy+ tamin’ny Israely i Jehovah, ka nesoriny tsy ho eo imasony izy ireo.+ Tsy navelany hisy hiangana, afa-tsy ny fokon’i Joda.+ 2 Mpanjaka 18:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Dia nataon’ny mpanjakan’i Asyria+ sesitany+ tany Asyria ny Israely, ka napetrany tany Hala+ sy tany Habora+ izay eo amin’ny reniranon’i Gozana, ary tany amin’ireo tanànan’ny Medianina.+ 2 Mpanjaka 21:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary hohenjaniko eo amin’i Jerosalema ny tady fandrefesana+ nampiasaina tamin’i Samaria,+ sy ny filamatra* nampiasaina tamin’ny taranak’i Ahaba.+ Dia hodioviko+ i Jerosalema, toy ny manadio vilia baolina izay diovina ka ahohoka.+
18 Koa tezitra mafy+ tamin’ny Israely i Jehovah, ka nesoriny tsy ho eo imasony izy ireo.+ Tsy navelany hisy hiangana, afa-tsy ny fokon’i Joda.+
11 Dia nataon’ny mpanjakan’i Asyria+ sesitany+ tany Asyria ny Israely, ka napetrany tany Hala+ sy tany Habora+ izay eo amin’ny reniranon’i Gozana, ary tany amin’ireo tanànan’ny Medianina.+
13 Ary hohenjaniko eo amin’i Jerosalema ny tady fandrefesana+ nampiasaina tamin’i Samaria,+ sy ny filamatra* nampiasaina tamin’ny taranak’i Ahaba.+ Dia hodioviko+ i Jerosalema, toy ny manadio vilia baolina izay diovina ka ahohoka.+