FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Mpanjaka 23:37
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 37 Ary nanao izay ratsy+ teo imason’i Jehovah foana izy, toy izay rehetra nataon’ny razany.+

  • 2 Tantara 36:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Nanao izay ratsy+ teo imason’i Jehovah Andriamaniny foana izy, ary tsy mba nanetry tena+ teo anatrehan’i Jeremia+ mpaminany,+ izay niteny araka ny didin’i Jehovah.

  • Jeremia 24:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 “‘Ary toy ny atao amin’ireo aviavy ratsy, izay tsy azo hanina satria ratsy loatra’,+ hoy i Jehovah, ‘no hataoko amin’i Zedekia+ mpanjakan’ny Joda, sy ireo andrianany, sy ny mponina sisa eto Jerosalema izay tavela eto amin’ity tany ity,+ ary ireo mipetraka any Ejipta.+

  • Jeremia 37:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Tsy nihaino ny tenin’i Jehovah+ nambaran’i Jeremia mpaminany+ anefa i Zedekia sy ny mpanompony ary ny vahoaka.

  • Jeremia 38:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Dia hoy i Zedekia Mpanjaka: “Eo am-pelatananareo izy. Tsy misy na inona na inona azon’ny mpanjaka atao ange hanakanana anareo e!”+

  • Ezekiela 21:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 “Ary ianao, ry ilay maratra mafy efa ho faty, ilay ratsy fanahy mpiadidy+ eo amin’ny Israely,+ tonga mandritra ny fotoanan’ny fahadisoana farany ny andronao.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara