1 Mpanjaka 7:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Ary nanao fitoeran-drano lehibe, nantsoina hoe ranomasina varahina+ izy, ka folo hakiho ny savaivony. Boribory ilay izy, ary dimy hakiho ny haavony. Ary tady telopolo hakiho vao nahodidina azy.+ 2 Tantara 4:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 ny ranomasina+ iray sy ny omby roa ambin’ny folo teo ambaniny;+
23 Ary nanao fitoeran-drano lehibe, nantsoina hoe ranomasina varahina+ izy, ka folo hakiho ny savaivony. Boribory ilay izy, ary dimy hakiho ny haavony. Ary tady telopolo hakiho vao nahodidina azy.+