2 Mpanjaka 20:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 ‘“Ho avy ny andro hitondrana an’izay rehetra ato an-tranonao+ sy izay rehetra notehirizin’ny razanao mandraka androany, ho any Babylona.+ Tsy hisy na inona na inona ho tavela”,+ hoy i Jehovah.
17 ‘“Ho avy ny andro hitondrana an’izay rehetra ato an-tranonao+ sy izay rehetra notehirizin’ny razanao mandraka androany, ho any Babylona.+ Tsy hisy na inona na inona ho tavela”,+ hoy i Jehovah.