4 “Miakara any amin’i Hilkia+ mpisoronabe,+ ary asaivo angoniny ny vola+ nentin’ny olona tao an-tranon’i Jehovah,+ dia ny vola voangon’ny mpiandry varavarana.+
12 Rehefa nozaraina toy izany ireo mpiandry vavahady, dia samy nanana ny anjara raharahany na izy ireo na ny filoha teo anivony.+ Izany no fanompoana nataony ho an’ny tranon’i Jehovah.