-
2 Tantara 8:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Ary notendreny ho amin’ny fanompoany ireo mpisorona araka ny fizarany+ avy, nifanaraka tamin’ny fitsipik’i Davida rainy.+ Ny Levita+ dia notendreny ho amin’ny toerana tokony hisy azy avy, mba hidera+ sy hanompo+ eo anoloan’ny mpisorona araka izay tokony hatao isan’andro.+ Ary notendreny teny amin’ny vavahady samy hafa kosa ny mpiandry vavahady, araka ny fizarana nisy azy avy.+ Izany rehetra izany no nandidian’i Davida, lehilahin’Andriamanitra.
-