FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Nomery 10:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 “Ary amin’ny andro ifalianareo,+ sy amin’ny fotoanan’ny fetinareo,+ ary isaky ny fiandohan’ny volana,+ dia hitsoka trompetra eo ambonin’ny fanatitra dorana+ sy ny sorona iombonana+ atolotrareo ianareo. Ho fampahatsiarovana ho anareo eo anatrehan’Andriamanitrareo ny fampiasana ny trompetra. Izaho no Jehovah Andriamanitrareo.”+

  • Nomery 28:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 “‘Ireto no hatolotrareo ho fanatitra dorana ho an’i Jehovah, isaky ny fiandohan’ny volana: Vantotr’ombilahy roa, sy ondrilahy iray, sy ondrilahy kely fito tsy misy kilema izay herintaona avy.+

  • Ezekiela 46:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Ary hiankohoka eo anatrehan’i Jehovah, eo amin’ny fidirana amin’io vavahady io, ny vahoaka rehefa sabata sy tsinam-bolana.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara