FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 8:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Ary nametrahany toby miaramila tany Edoma.+ Eny, nametrahany toby miaramila eran’i Edoma, ka lasa mpanompon’i Davida ny Edomita rehetra.+ Ary novonjen’i Jehovah foana i Davida, na taiza na taiza nalehany.+

  • 1 Mpanjaka 22:47
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 47 Tsy nisy mpanjaka tany Edoma,+ fa lehibem-paritra no nanjaka.+

  • Mpitoriteny 4:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Ny olon-tokana mety ho resin’ny olona iray, fa raha olon-droa kosa hahatohitra azy.+ Ary ny tady randran-telo tsy mora tapahina.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara