2 Samoela 1:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Koa nanatona azy aho ka namono azy ho faty,+ satria fantatro fa tsy ho velona intsony izy rehefa lavo noho ny ratra nahazo azy. Dia nalaiko ny diadema+ teo amin’ny lohany sy ny brasele teny an-tsandriny, mba hoentiko atỳ amin’ny tompoko.” Salamo 132:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Hataoko mitafy henatra ny fahavalony,+Fa ny fanjakany*+ kosa hiroborobo.”+
10 Koa nanatona azy aho ka namono azy ho faty,+ satria fantatro fa tsy ho velona intsony izy rehefa lavo noho ny ratra nahazo azy. Dia nalaiko ny diadema+ teo amin’ny lohany sy ny brasele teny an-tsandriny, mba hoentiko atỳ amin’ny tompoko.”