12 Avy eo dia navoakany ilay zanaky+ ny mpanjaka, ka nataony teo ambony lohany ny diadema+ sy ny horonam-boky misy ny Lalàna,+ ary nataony mpanjaka izy.+ Koa nanosotra azy ho mpanjaka izy ireo.+ Dia nitehaka izy ireo,+ sady nilaza hoe: “Ho ela velona anie ny mpanjaka!”+