2 Mpanjaka 8:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Tamin’ny andron’i Jorama no nikomian’i Edoma+ tsy ho eo ambany fahefan’ny Joda, sy nananganany mpanjaka+ hitondra ny fireneny. 2 Tantara 25:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ary nisikina herim-po i Amazia, ka notarihiny ho any amin’ny Lohasahan-tsira+ ny vahoakany. Dia namely ny taranak’i Seira+ izy ka iray alina no matiny.+
20 Tamin’ny andron’i Jorama no nikomian’i Edoma+ tsy ho eo ambany fahefan’ny Joda, sy nananganany mpanjaka+ hitondra ny fireneny.
11 Ary nisikina herim-po i Amazia, ka notarihiny ho any amin’ny Lohasahan-tsira+ ny vahoakany. Dia namely ny taranak’i Seira+ izy ka iray alina no matiny.+