2 Tantara 28:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Koa lehilahy mahery fo niisa roa alina sy iray hetsy no matin’i Peka+ zanak’i Remalia+ tany Joda tao anatin’ny iray andro, satria nahafoy an’i Jehovah+ Andriamanitry ny razany izy ireo. Isaia 7:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary tamin’ny andron’i Ahaza+ zanak’i Jotama zanak’i Ozia, mpanjakan’ny Joda, dia niakatra hiady tamin’i Jerosalema i Rezina+ mpanjakan’i Syria sy Peka+ zanak’i Remalia, mpanjakan’ny Israely. Tsy naharesy azy anefa izy ireo.+
6 Koa lehilahy mahery fo niisa roa alina sy iray hetsy no matin’i Peka+ zanak’i Remalia+ tany Joda tao anatin’ny iray andro, satria nahafoy an’i Jehovah+ Andriamanitry ny razany izy ireo.
7 Ary tamin’ny andron’i Ahaza+ zanak’i Jotama zanak’i Ozia, mpanjakan’ny Joda, dia niakatra hiady tamin’i Jerosalema i Rezina+ mpanjakan’i Syria sy Peka+ zanak’i Remalia, mpanjakan’ny Israely. Tsy naharesy azy anefa izy ireo.+