2 Mpanjaka 15:37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 Tamin’izany andro izany i Jehovah no nanomboka nandefa+ an’i Rezina+ mpanjakan’i Syria sy Peka+ zanak’i Remalia, mba hamely ny Joda. Isaia 7:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Ary tamin’ny andron’i Ahaza+ zanak’i Jotama zanak’i Ozia, mpanjakan’ny Joda, dia niakatra hiady tamin’i Jerosalema i Rezina+ mpanjakan’i Syria sy Peka+ zanak’i Remalia, mpanjakan’ny Israely. Tsy naharesy azy anefa izy ireo.+
37 Tamin’izany andro izany i Jehovah no nanomboka nandefa+ an’i Rezina+ mpanjakan’i Syria sy Peka+ zanak’i Remalia, mba hamely ny Joda.
7 Ary tamin’ny andron’i Ahaza+ zanak’i Jotama zanak’i Ozia, mpanjakan’ny Joda, dia niakatra hiady tamin’i Jerosalema i Rezina+ mpanjakan’i Syria sy Peka+ zanak’i Remalia, mpanjakan’ny Israely. Tsy naharesy azy anefa izy ireo.+