1 Mpanjaka 14:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Farany, dia nodimandry any amin’ny razany i Rehoboama, ka nalevina any amin’ny razany tao amin’ny Tanànan’i Davida.+ Nama no anaran-dreniny, dia i Nama Amonita.+ Ary i Abiama+ zanak’i Rehoboama no nanjaka nandimby azy.
31 Farany, dia nodimandry any amin’ny razany i Rehoboama, ka nalevina any amin’ny razany tao amin’ny Tanànan’i Davida.+ Nama no anaran-dreniny, dia i Nama Amonita.+ Ary i Abiama+ zanak’i Rehoboama no nanjaka nandimby azy.