24 Farany, dia nodimandry any amin’ny razany i Asa,+ ka nalevina any amin’ny razany tao amin’ny Tanànan’i Davida razambeny.+ Ary i Josafata+ zanany no nanjaka nandimby azy.
50 Farany, dia nodimandry any amin’ny razany+ i Josafata, ka nalevina any amin’ny razany tao amin’ny Tanànan’i Davida+ razambeny. Ary i Jorama+ zanany no nanjaka nandimby azy.