2“‘Raha misy olona* manolotra fanatitra varimbazaha*+ ho an’i Jehovah, dia tokony ho lafarinina tsara toto+ izany, ary horarahany menaka sy hasiany ditin-kazo manitra eo amboniny,
29 ny fikarakarana ny mofo mifanaingina,+ sy ny lafarinina tsara toto+ hatao fanatitra varimbazaha, sy ny mofo fisaka+ tsy misy lalivay,+ sy ny mofo atao anaty lasitra,+ sy ny koba mifangaro+ menaka, ary ny karazana vatomizana sy famarana rehetra.+