6 Fa vahoaka masina ianareo amin’i Jehovah Andriamanitrareo.+ Ary ianareo no nofidin’i Jehovah Andriamanitrareo avy tamin’ny firenena rehetra etỳ ambonin’ny tany, mba ho vahoakany sy ho fananany manokana.+
18 I Jehovah kosa no nahatonga anao hiteny androany hoe ho vahoakany ianao, ho fananany manokana+ araka izay nampanantenainy anao.+ Izany koa no nahatonga anao hilaza fa hitandrina ny didiny rehetra ianao,