1 Mpanjaka 7:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Dia nandrendrika varahina izy hanaovana ny andry roa:+ Valo ambin’ny folo hakiho avy ny haavony, ary tady roa ambin’ny folo hakiho vao nahodidina ny andry tsirairay.+ Jeremia 52:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Efa tsy voalanja intsony ny varahina tamin’ny fitaovana rehetra,+ izany hoe tamin’ny andry roa+ sy ilay ranomasina+ sy ny omby+ roa ambin’ny folo teo ambaniny ary ireo kalesy izay nataon’i Solomona Mpanjaka ho an’ny tranon’i Jehovah.+
15 Dia nandrendrika varahina izy hanaovana ny andry roa:+ Valo ambin’ny folo hakiho avy ny haavony, ary tady roa ambin’ny folo hakiho vao nahodidina ny andry tsirairay.+
20 Efa tsy voalanja intsony ny varahina tamin’ny fitaovana rehetra,+ izany hoe tamin’ny andry roa+ sy ilay ranomasina+ sy ny omby+ roa ambin’ny folo teo ambaniny ary ireo kalesy izay nataon’i Solomona Mpanjaka ho an’ny tranon’i Jehovah.+