FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Josoa 6:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Fa zava-masina ho an’i Jehovah ny zava-drehetra vita amin’ny volafotsy sy volamena sy varahina ary vy.+ Tokony halefa ho isan’ny zava-tsarobidy ho an’i Jehovah ireny.”+

  • 1 Tantara 29:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 “Fa zinona moa aho+ ary zinona moa ny vahoakako, no hanana hery hanolorana fanatitra an-tsitrapo toy izao?+ Avy aminao ny zava-drehetra+ ary ny avy amin’ny tananao ihany no nanomezanay anao.

  • 2 Tantara 5:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Farany, dia vita ny asa rehetra nataon’i Solomona momba ny tranon’i Jehovah,+ ka nampidiriny tao ireo zavatra efa nohamasinin’i Davida rainy.+ Ary nataony tao amin’ny fitehirizana zava-tsarobidy tao an-tranon’Andriamanitra ny volafotsy sy ny volamena ary ny fitaovana rehetra.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara