2 Samoela 10:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Dia nandositra teo anoloan’ny Israely ny Syrianina.+ Ary mpitondra kalesy fitonjato+ sy mpitaingin-tsoavaly efatra alina no matin’i Davida teo amin’izy ireo. Ary nasiany koa i Sobaka lehiben’ny tafik’izy ireo ka maty.+
18 Dia nandositra teo anoloan’ny Israely ny Syrianina.+ Ary mpitondra kalesy fitonjato+ sy mpitaingin-tsoavaly efatra alina no matin’i Davida teo amin’izy ireo. Ary nasiany koa i Sobaka lehiben’ny tafik’izy ireo ka maty.+