2 Samoela 24:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Koa hoy ny mpanjaka tamin’i Joaba,+ lehiben’ny tafika, izay niaraka taminy: “Tetezo, azafady, ny foko rehetran’ny Israely, hatrany Dana ka hatrany Beri-sheba,+ ary isao ny vahoaka+ mba hahafantarako ny isany.”+
2 Koa hoy ny mpanjaka tamin’i Joaba,+ lehiben’ny tafika, izay niaraka taminy: “Tetezo, azafady, ny foko rehetran’ny Israely, hatrany Dana ka hatrany Beri-sheba,+ ary isao ny vahoaka+ mba hahafantarako ny isany.”+