1 Mpanjaka 4:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Elihorefa sy Ahia, izay samy zanak’i Sisa, no mpitan-tsoratra;+ Josafata+ zanak’i Ahiloda no mpanoratra ny raharaham-panjakana; 2 Tantara 34:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 no niandraikitra+ an’ireo mpitondra entana+ sy ny mpiasa rehetra nanao asa samy hafa. Ary nisy mpitan-tsoratra+ sy mpiadidy ary mpiandry vavahady+ koa tamin’ireo Levita.+
3 Elihorefa sy Ahia, izay samy zanak’i Sisa, no mpitan-tsoratra;+ Josafata+ zanak’i Ahiloda no mpanoratra ny raharaham-panjakana;
13 no niandraikitra+ an’ireo mpitondra entana+ sy ny mpiasa rehetra nanao asa samy hafa. Ary nisy mpitan-tsoratra+ sy mpiadidy ary mpiandry vavahady+ koa tamin’ireo Levita.+