2 Samoela 8:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Zadoka+ zanak’i Ahitoba sy Ahimeleka+ zanak’i Abiatara no mpisorona; Seraia no mpitan-tsoratra; 1 Tantara 27:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 I Jonatana,+ zana-drahalahin’i Davida, no mpanolo-tsaina sady mpitan-tsoratra, ary lehilahy nahira-tsaina+ izy. Ary i Jehiela zanak’i Hakmony+ no niandraikitra ny zanaky ny mpanjaka.+
32 I Jonatana,+ zana-drahalahin’i Davida, no mpanolo-tsaina sady mpitan-tsoratra, ary lehilahy nahira-tsaina+ izy. Ary i Jehiela zanak’i Hakmony+ no niandraikitra ny zanaky ny mpanjaka.+