2 Samoela 16:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Dia hoy i Absaloma taminy: “Izao ve no hatsaram-panahy feno fitiavana asehonao amin’ny namanao? Fa nahoana ianao no tsy mba nandeha niaraka tamin’ny namanao?”+
17 Dia hoy i Absaloma taminy: “Izao ve no hatsaram-panahy feno fitiavana asehonao amin’ny namanao? Fa nahoana ianao no tsy mba nandeha niaraka tamin’ny namanao?”+