1 Samoela 16:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Koa naka an’ilay tandroka nisy menaka+ i Samoela, ka nanosotra an’i Davida teo anivon’ireo rahalahiny. Ary niasa tamin’i Davida ny fanahin’i Jehovah, nanomboka tamin’iny andro iny.+ Dia nitsangana i Samoela avy eo, ka lasa nankany Rama.+ 1 Samoela 17:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ary i Davida dia zanak’ilay Efratita+ atao hoe Jese, avy any Betleheman’i Joda. Nanan-janaka valo mirahalahy i Jese,+ izay efa antitra tamin’ny andron’i Saoly. Matio 1:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Jese niteraka an’i Davida+ Mpanjaka;+ Davida niteraka an’i Solomona+ tamin’ny vadin’i Oria; Romanina 1:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Izany vaovao tsara izany dia momba ny Zanany, izay avy amin’ny taranak’i Davida+ raha araka ny nofo,+
13 Koa naka an’ilay tandroka nisy menaka+ i Samoela, ka nanosotra an’i Davida teo anivon’ireo rahalahiny. Ary niasa tamin’i Davida ny fanahin’i Jehovah, nanomboka tamin’iny andro iny.+ Dia nitsangana i Samoela avy eo, ka lasa nankany Rama.+
12 Ary i Davida dia zanak’ilay Efratita+ atao hoe Jese, avy any Betleheman’i Joda. Nanan-janaka valo mirahalahy i Jese,+ izay efa antitra tamin’ny andron’i Saoly.
6 Jese niteraka an’i Davida+ Mpanjaka;+ Davida niteraka an’i Solomona+ tamin’ny vadin’i Oria; Romanina 1:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Izany vaovao tsara izany dia momba ny Zanany, izay avy amin’ny taranak’i Davida+ raha araka ny nofo,+
3 Izany vaovao tsara izany dia momba ny Zanany, izay avy amin’ny taranak’i Davida+ raha araka ny nofo,+