6 Ary mahereza sy matanjaha.+ Aza matahotra na mivadi-po eo anatrehany,+ fa i Jehovah Andriamanitrao no miara-mandeha aminao. Tsy handao anao izy ary tsy hahafoy anao mihitsy.”+
13 Koa hahomby+ ianao raha mitandrina mba hanaraka ny fitsipika+ sy ny didim-pitsarana+ nandidian’i+ Jehovah an’i Mosesy ho an’ny Israely. Mahereza sy matanjaha.+ Ary aza matahotra+ na mihorohoro.+