-
Eksodosy 17:12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 Ary nony vizana ny tanan’i Mosesy, dia nalain’i Arona sy Hora ny vato ka nataony teo ambanin’i Mosesy, ary iny no nipetrahan’i Mosesy. Ary nanohana ny tanany roa izy roa lahy, ka i Arona teo an-daniny ary i Hora teo an-kilany, mba tsy hihetsehan’ny tanan’i Mosesy mandra-pilentiky ny masoandro.
-