Josoa 15:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ary nosoritana nanomboka teo an-tampon’ilay tendrombohitra ka hatrany amin’ny loharanon’i Neftoa+ ilay sisin-tany, ary nivoaka nankany amin’ireo tanàna teny amin’ny Tendrombohitra Efrona, ka nitohy hatrany Bala,+ izany hoe Kiriata-jearima,+ Josoa 15:60 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 60 Mbola anisany koa i Kiriata-bala,+ izany hoe Kiriata-jearima,+ sy Raba, dia tanàna roa mbamin’ny tanàna keliny. 1 Tantara 13:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Koa novorin’i+ Davida ny Israely rehetra, hatrany amin’ny reniranon’i Ejipta+ ka hatrany amin’ny sisin’ny faritr’i Hamata,+ mba haka ny Vata masin’Andriamanitra+ any Kiriata-jearima.+
9 Ary nosoritana nanomboka teo an-tampon’ilay tendrombohitra ka hatrany amin’ny loharanon’i Neftoa+ ilay sisin-tany, ary nivoaka nankany amin’ireo tanàna teny amin’ny Tendrombohitra Efrona, ka nitohy hatrany Bala,+ izany hoe Kiriata-jearima,+
60 Mbola anisany koa i Kiriata-bala,+ izany hoe Kiriata-jearima,+ sy Raba, dia tanàna roa mbamin’ny tanàna keliny.
5 Koa novorin’i+ Davida ny Israely rehetra, hatrany amin’ny reniranon’i Ejipta+ ka hatrany amin’ny sisin’ny faritr’i Hamata,+ mba haka ny Vata masin’Andriamanitra+ any Kiriata-jearima.+