1 Samoela 6:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Farany, dia nandefa iraka nankany amin’ny mponin’i Kiriata-jearima+ izy ireo, nanao hoe: “Naverin’ny Filistinina ny Vata masin’i Jehovah. Koa midìna atỳ, mba hampiakatra azy any aminareo.”+
21 Farany, dia nandefa iraka nankany amin’ny mponin’i Kiriata-jearima+ izy ireo, nanao hoe: “Naverin’ny Filistinina ny Vata masin’i Jehovah. Koa midìna atỳ, mba hampiakatra azy any aminareo.”+