Ezra 1:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 I Mitredata, mpitahiry ny harenam-panjakana, no nasain’i Kyrosy mpanjakan’i Persa nanara-maso ny famoahana sy ny fanisana an’ireny, ka nanolotra izany ho an’i Sesbazara,+ mpiadidy teo amin’ny Joda.+ Ezra 5:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Tamin’izay i Zerobabela+ zanak’i Sealtiela,+ sy Jesoa+ zanak’i Jozadaka, no nanomboka nanorina indray ilay tranon’Andriamanitra tany Jerosalema. Ary nisy mpaminanin’Andriamanitra+ nanampy azy ireo. Hagay 2:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 “Mba lazao amin’i Zerobabela+ zanak’i Sealtiela,+ governoran’i Joda,+ sy amin’i Josoa+ mpisoronabe zanak’i Jozadaka,+ ary amin’ny vahoaka sisa, hoe: Hagay 2:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 “‘Koa mahereza, ry Zerobabela ô!’, hoy i Jehovah, ‘ary mahereza,+ ry Josoa mpisoronabe zanak’i Jozadaka!’ “‘Ary mahereza daholo ianareo mponin’ity tany ity’, hoy i Jehovah, ‘ka miasà.’+ “‘Fa momba anareo aho’,+ hoy i Jehovah Tompon’ny tafika. Zakaria 4:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary hoy izy tamiko: “Izao no tenin’i Jehovah amin’i Zerobabela: ‘“Tsy amin’ny alalan’ny tafika,+ na ny hery,+ fa amin’ny alalan’ny fanahiko”,*+ hoy i Jehovah Tompon’ny tafika. Matio 1:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Jekonia niteraka an’i Sealtiela+ tany Babylona;Sealtiela niteraka an’i Zerobabela;+ Lioka 3:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Joda zanak’i Joanana,Joanana zanak’i Resa,Resa zanak’i Zerobabela,+Zerobabela zanak’i Sealtiela,+Sealtiela zanak’i Nery, Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025) Hiala Hiditra Malagasy Hizara Firafitra Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania Fifanekena Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo Firafitry ny Fifanekena JW.ORG Hiditra Hizara Alefa Email
8 I Mitredata, mpitahiry ny harenam-panjakana, no nasain’i Kyrosy mpanjakan’i Persa nanara-maso ny famoahana sy ny fanisana an’ireny, ka nanolotra izany ho an’i Sesbazara,+ mpiadidy teo amin’ny Joda.+
2 Tamin’izay i Zerobabela+ zanak’i Sealtiela,+ sy Jesoa+ zanak’i Jozadaka, no nanomboka nanorina indray ilay tranon’Andriamanitra tany Jerosalema. Ary nisy mpaminanin’Andriamanitra+ nanampy azy ireo.
2 “Mba lazao amin’i Zerobabela+ zanak’i Sealtiela,+ governoran’i Joda,+ sy amin’i Josoa+ mpisoronabe zanak’i Jozadaka,+ ary amin’ny vahoaka sisa, hoe:
4 “‘Koa mahereza, ry Zerobabela ô!’, hoy i Jehovah, ‘ary mahereza,+ ry Josoa mpisoronabe zanak’i Jozadaka!’ “‘Ary mahereza daholo ianareo mponin’ity tany ity’, hoy i Jehovah, ‘ka miasà.’+ “‘Fa momba anareo aho’,+ hoy i Jehovah Tompon’ny tafika.
6 Ary hoy izy tamiko: “Izao no tenin’i Jehovah amin’i Zerobabela: ‘“Tsy amin’ny alalan’ny tafika,+ na ny hery,+ fa amin’ny alalan’ny fanahiko”,*+ hoy i Jehovah Tompon’ny tafika.
12 Jekonia niteraka an’i Sealtiela+ tany Babylona;Sealtiela niteraka an’i Zerobabela;+ Lioka 3:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Joda zanak’i Joanana,Joanana zanak’i Resa,Resa zanak’i Zerobabela,+Zerobabela zanak’i Sealtiela,+Sealtiela zanak’i Nery,
27 Joda zanak’i Joanana,Joanana zanak’i Resa,Resa zanak’i Zerobabela,+Zerobabela zanak’i Sealtiela,+Sealtiela zanak’i Nery,