FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ezra 5:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Navoakany avy tao amin’ny tempolin’i Babylona koa ny fitaovana+ volamena sy volafotsin’ny tranon’Andriamanitra tao amin’ny tempolin’i Jerosalema. I Nebokadnezara mantsy no naka an’ireo tany Jerosalema sy nitondra izany nankao amin’ny tempolin’i Babylona.+ Dia nomen’i Kyrosy Mpanjaka+ an’i Sesbazara+ ireny. Izany no anaran’ilay nataony governora.+

  • Ezra 5:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Rehefa tonga io Sesbazara io dia nandatsaka ny fototry ny tranon’Andriamanitra+ teto Jerosalema izy. Koa nanomboka tamin’izay ilay trano no naorina indray, nefa mbola tsy vita hatramin’izao.’+

  • Hagay 1:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 1 Tamin’ny andro voalohan’ny volana fahenina tamin’ny taona faharoa nanjakan’i Dariosy Mpanjaka,+ dia tonga tamin’i Hagay+ mpaminany ny tenin’i Jehovah ho an’i Zerobabela+ zanak’i Sealtiela,+ governoran’i Joda,+ sy ho an’i Josoa+ mpisoronabe zanak’i Jozadaka,+ nanao hoe:

  • Hagay 2:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 “Lazao amin’i Zerobabela governoran’i Joda+ hoe: ‘Hohozongozoniko ny lanitra sy ny tany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara