1 Tantara 2:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Ary rehefa maty tany Kaleba-efrata i Hezrona,+ dia niteraka an’i Asora i Abia vadiny. Ary i Asora no rain’i Tekoa.+
24 Ary rehefa maty tany Kaleba-efrata i Hezrona,+ dia niteraka an’i Asora i Abia vadiny. Ary i Asora no rain’i Tekoa.+