1 Ny tenin’i Amosa mpiompy ondry tao Tekoa,+ eny, ny teny nambara taminy tao amin’ny fahitana momba ny Israely,+ tamin’ny andron’i Ozia+ mpanjakan’ny Joda, sy tamin’ny andron’i Jeroboama+ zanak’i Joasy+ mpanjakan’ny Israely, roa taona talohan’ilay horohoron-tany.+