FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Josoa 15:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 ary avy teo Bala indray no nivily niankandrefana nankany amin’ny Tendrombohitra Seira, ka nitohy hatrany amin’ny tehezany avaratra amin’ny Tendrombohitra Jearima, izany hoe Kesalona, ary nidina nankany Beti-semesy+ ka nitohy hatrany Timna,+

  • 1 Samoela 6:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Ary nizotra nahitsy tamin’ny lalana nankany Beti-semesy+ ireo omby. Dia nandeha tamin’ny lalambe iray ihany izy ireo ka nitrena teny an-dalana, ary tsy nivily niankavanana na niankavia. Nanaraka an’ireo omby hatrany amin’ny sisin-tanin’i Beti-semesy ireo andriana mpiray dinan’ny Filistinina.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara