Estera 1:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary niresaka tamin’ny olon-kendry+ nahalala ny fanao tamin’izany fotoana+ izany ny mpanjaka. Naka hevitra tamin’izay rehetra nahalala tsara ny lalàna sy ny fitsarana mantsy ny mpanjaka, tamin’ny raharahany rehetra. Lioka 12:56 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 56 Ry mpihatsaravelatsihy! Hainareo ny mandinika ny toetoetry ny tany sy ny lanitra, koa nahoana no tsy hainareo ny mandinika izao fotoana izao?+
13 Ary niresaka tamin’ny olon-kendry+ nahalala ny fanao tamin’izany fotoana+ izany ny mpanjaka. Naka hevitra tamin’izay rehetra nahalala tsara ny lalàna sy ny fitsarana mantsy ny mpanjaka, tamin’ny raharahany rehetra.
56 Ry mpihatsaravelatsihy! Hainareo ny mandinika ny toetoetry ny tany sy ny lanitra, koa nahoana no tsy hainareo ny mandinika izao fotoana izao?+