FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Tantara 12:32
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 32 Avy amin’ny taranak’i Isakara+ dia nisy roanjato lahy lehiben’ny tafika, mbamin’ny rahalahiny rehetra teo ambany fifehezany. Nahay namantatra ny fotoana+ mety izy ireo, ka nahalala izay tokony hataon’ny+ Israely.

  • Matio 16:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Ary rehefa maraina, dia hoy ianareo: ‘Hangatsiaka sy hanorana anio, fa mena ny lanitra saingy manjombona.’ Hainareo fantarina avy amin’ny endriky ny lanitra ny toetrandro, nefa tsy hainareo fantarina ny dikan’ny famantarana ny fotoana voatondro.]]+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2025)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara