20 Dia nalainy ilay zanak’omby nataon’ireo, ka nodorany ary notorotoroiny ho vovoka.+ Ary nafafiny teny amin’ny rano izany,+ ka nampisotroiny ny zanak’Israely.+
25 Hodoranareo ny sary sokitra izay andriamaniny.+ Aza mitsiriritra ny volafotsy na ny volamena eo amin’ireny,+ na maka izany ho anao,+ sao ho voafandrik’izany+ ianao, fa zava-maharikoriko+ amin’i Jehovah Andriamanitrao izany.