1 Tantara 13:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Koa novorin’i+ Davida ny Israely rehetra, hatrany amin’ny reniranon’i Ejipta+ ka hatrany amin’ny sisin’ny faritr’i Hamata,+ mba haka ny Vata masin’Andriamanitra+ any Kiriata-jearima.+
5 Koa novorin’i+ Davida ny Israely rehetra, hatrany amin’ny reniranon’i Ejipta+ ka hatrany amin’ny sisin’ny faritr’i Hamata,+ mba haka ny Vata masin’Andriamanitra+ any Kiriata-jearima.+